Entry rafy
Part of speech noun
Malagasy definition  [Taisaka] ireo vadin'ny mpampirafy [Rakotosaona 1972]
 Olona manohitra ny tena, mifanao an-daniny amin' ny tena
¶ Olona mifaninana amin' ny tena
¶ Vehivavy izay alain' ny vadin' ny tena ho vadiny koa: Rafivavin-dRasoa Ravao
¶ Izay maka ny vadin' ny tena: Tsy nanaiky izy raha tsy naratrany ilay rafilahiny [Rajemisa 1985]
English definition an adversary, a rival [Hallanger 1973]
French definition adversaire, rival [Hallanger 1974]
Derivations 
Quotes 
Analogy  rafilahy ~ rafivavy

Entry rafy
Part of speech noun
Malagasy definition Anaran-kazo madinika, fanao ody kankana ny voany vao notazana, na indrindra ny hoditry ny fakany izay tena tsara fiasa saingy tsy azo omena ny ankizy (Moesa lanceolata) [Rajemisa 1985]
English definition a shrub. Moesa trichophiobia, Baker. Same as Voarafy. [Richardson 1885]
Vocabulary 
Scientific name Moesa lanceolata, Moesa trichophiobia
Synonyms asaboratsy ~ voarafy

2013/06/05