Entry | 1 mandrafy |
Root | 2 rafy |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mankahala, manao ho fahavalo [1.1] |
Explanations in English |
5 to oppose one in one's mind, but not to resort to open quarrel. [1.2] 6 to hate, to be jealous of; to rival [1.7] |
Explanations in French |
7 haïr, jalouser; être rival de [1.8] |
Examples |
8 fa isika tsy mandrafy olona tsy miady amintsika.
[2.366#]
9 ary ivaroty tsara fa aza mandrafy olona tsy miady amin' ny tena. [2.366#] |
Morphology |
|
Vocabulary | 14 Emotions |
Anagrams | 15 famindra, 16 mafandry, 17 mandrafy |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |