Entry | 1 fampirafesana |
Root | 2 rafy |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in English |
4 [1.2] polygamy |
Examples |
5 [2.528#] Fa tsy hisy fampirafesana no tianao holazaina? 6 [2.270#] Ny fikasany voalohany dia ny fomba manao ahoana no hialany amin' ny fampirafesana? 7 [2.508#] Izy no miambina ny fandraràna ny tangena, ny fandraràna ny fisaoram-bady, ny fampirafesana, ny fisotroan-toaka sns. |
Vocabulary |
8 Relationships: family |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |