| Entry | 1 raban-tsahona |
| Elementary words | 2 raba, 3 sahona |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5 feon' ny sahona mihoraka.
6 fikorontanana noho ny tsy fisian' ny mpitondra fa samy manao izay tiany ny olon-drehetra. [1.1] |
| Explanations in English |
7 Irregularity, disorder, insubordination, lawless government, anarchy. See barnahiny, and baroa. This former part of this word is probably a corruption of arahaba.
[1.2] |
| Explanations in French |
8 coassement des grenouilles.
9 Fig. anarchie, désordre. [1.3] |
| Vocabulary | 10 Zoology: (in general) |
| Synonyms | 11 fanjakan' i baroa, fanjakan' i baroa, fanjakan' i baroa, fanjakana raban-tsahona, tany manjaka hova |
| Updated on 2025/10/31 |
|