|
|
|
|

Entry1  fanjakan' i Baroa
Elementary words  2 fanjakana, 3 Baroa
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 fanjakana entina mpitondra rainazy ka samy manao izay tiany ny vahoaka [1.1]
Explanations in English  6 [fanjakana baroa] A state of lawlessness [1.2]
Explanations in French  7 anarchie, la cour du roi Pétaud [1.3]
Examples  8  Arofanina avokoa ireny, dia arofanina mba tsy hianjerana amin'ny fanjakan' i Baroa. [2.503]
Synonyms  9 fanjakanarabantsahona

Updated on 2026/02/04