|
|
|
|

Entry 1  raba
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 Fandehandehanana atsỳ sy arỳ tsy misy fieritreretana, tsy misy kitotony; fanaovan-javatra tsy amim-piheverana, kitoatoa [1.1]
Explanations in French  4 action d'aller, de marcher, d'agir sans réflexion, sans ordre [1.3]
Derivatives 
Nouns :
Synonyms  6 rabaraba
Combinations  7  3 expressions, toponymes, etc... with that word

Anagrams  8 Bara, bara, raba

Updated on 2026/03/07