Entry sahona
Part of speech noun
Malagasy definition Karazam-biby mivelona eny amoron' ny farihy sy heniheny, be monto-maso, malamalama hoditra, ary lava ny tongony aoriana noho ny eo aloha ka mahay mitsambikina izaitsizy izy; ny sahona dia biby miofo ka raha mbola kely izy, ka atao hoe tsiboboka, dia hafa dia hafa ny bika aman' endriny [Rajemisa 1985]
English definition a frog [Hallanger 1973]
French definition grenouille [Abinal 1888, Hallanger 1974]
Vocabulary 
Morphology 
sahona
sahoko
sahonao
sahony
sahontsika
sahonay
sahonareo
sahon'
sahon-
sahom-
saho-
-tsahona
-tsahoko
-tsahonao
-tsahony
-tsahontsika
-tsahonay
-tsahonareo
-tsahon'
-tsahon-
-tsahom-
-tsaho-
Compound words, titles, names 
Examples 
1Raha tany misy hotsaka, misy sahona; [Dahle: Angano, page 247]
2Ao ihany ny vano nitsaingoka ny sahona. [Rinara 1974, page 25]
Quotes 
Articles 

2017/06/29