Entry kopetaka (petaka)
Part of speech   adjective
Malagasy definition   Enti-milaza tongotra fisaka mitapelaka be. [Rajemisa 1985]
   enti-milaza ny felatongotra sady fisaka no mivelatra; anondroana ny endri-javatra manahaka an' izany: Tsy omby an' io tongotrao kopetaka io ity kiraro ity [Akademia 2005]
French translation   large, plat, aplati, se dit du pied [Abinal 1888]
Derivations  

Updated on 2013/03/23