Entry voapetaka (petaka)
Part of speech past participle
Malagasy definition  [Rajemisa 1985]
English translation stuck on, made to adhere, pasted on [Richardson 1885]
French translation qu’on a collé, appliqué, saisi, à quoi on a appliqué; sur quoi on affiche [Abinal 1888]
Synonyms pinetaka
Examples Nony vita ny trano manontolo, voapetaka ny varavarana ka maina ny lalotra atiny sy ivelany ary voafarana ny tato amin' ny volombodin-trano, hita fa tsy kitranotrano intsony ny anay fa mba tena trano mihitsy. [Andraina: Mitaraina]

Updated on 2021/03/01