|
|
|
|

Entry1  fametahana
Root  2 petaka
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fandraiketana (sary, taratasy...) amin' ny rindrina..., fanditiana [1.1]
Explanations in French  5 pose [1.13]
Examples  6  Tsy inona izany fitsaboana izany, fa fametahana taila. [2.472#]
7  Ary ny mitohy temitra dia ny fametahana temitra vaovao amin' ny trano hanaovana ny famorana ny Zanakandriana. [2.508#]
Vocabulary  8  Technology
All compound words  9  10 combinations of that word

Anagrams  fametahana, 10 hatafamena, 11 manatefaha

Updated on 2025/11/09