Entry miory (ory)
Part of speech active verb
Malagasy definition Malahelo, mijaly: Tonga izahay miara-miory aminareo [Rajemisa 1985]
English definition to assume an air of misery. [Richardson 1885]
French definition être affligé, malheureux, pauvre [Abinal 1888]
Examples Nirohotra ny fokonolona nampiseho ny fiaraha-miory amin' ny fianakaviana sy nanao ny fikarakarana rehetra nilaina. [Andraina: Mitaraina, page 82]
Morphology 
miory
niory
hiory
mioria

2013/05/04