|
|
|
|

Entry1  onitra
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Zavatra entina hasolo zavatr' olona nosimbana na verin' ny tena, simba na levona noho ny loza nihatra: Nomen' ny fanjakana dimy arivo izy ho onitry ny tranony nazeran' ny rivo-doza
Sazy mifanentana amin' ny ratsy vita: Mandoa onitra iray alina ilay tratra nandoro tanety [1.1]
Explanations in English  4  restoration of something lost or spent. [1.2]
5  compensation, restitution [1.7]
Explanations in French  6  dédommagement, remplacement [1.8]
7  compensation; dommages et intérêts [1.13]
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Names :
Adjectives :
All compound words 
Analogs  28  onidrefy

Anagrams  29 onitra, 30 ranito, 31 rantoy, 32 torina, 33 Tyrano

Updated on 2025/09/19