| Entry | 1 onerana |
| Root | 2 onitra |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Averina, soloana zavatra mitovy amin' ny an' olona nangalarina, na nosimbana, na nariana: Tsy maintsy honeranao ny bokiko narianao
5 Soloana vola: Honerako ny ketsanao lanin' ny ondriko 6 Efaina, soloana: Betsaka ny mpampiasa no tsy mety raha tsy honerana ny andro tsy niasana 7 Avotana, averina amin' ny toetrany teo aloha: Tsy maintsy honeranao ny voninahitro nohitsakitsahinao [1.1] |
| Explanations in English |
8 to be restored, to be repaid, to be made good, to be remunerated.
[1.2] 9 to be replaced, to be made good [1.7] |
| Explanations in French |
10 qu'on remplace, qu'on dédommage
[1.8] |
| Morphology |
|
| Proverbs | 15 Proverbs containing that word |
| Anagrams | 16 anareno, 17 anerano, 18 anorena, 19 onerana, 20 orenana |
| Updated on 2025/11/13 |
|