|
|
|
|

Entry1  manonitra
Root  2 onitra
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4 Mamerina: Notereko hanonitra ny bokiko nalainy izy
5 Manolo, manefa: Hanonitra ny trosanay amin' ny asa hataony
6 Mampifandanja ny azo amin' ny very: Soa ihany fa nanonitra ny fatiantoka omaly ny tombombarotra azoko androany
7 Manarina ny ratsy vita: Tsy maintsy hanonitra ny ratsy nataoko taminy aho [1.1]
8 mamerina am-bola izay nindramina na nosimbana
9 manarina ny tsy mety [1.13]
Explanations in English  10 to repay, to refund, to restore. [1.2]
11 to compensate, to pay damages; to make up for [1.7]
Explanations in French  12 récompenser, remplacer; payer des dommages et intérêts [1.8]
13 rembourser
14 compenser, récupérer [1.13]
Morphology 
15  Present :
16  Past :
17  Future :
18  Imperative :
Vocabulary  19  Economy: finances, management
Proverbs  20  Proverbs containing that word

Anagrams  manonitra, 21 miantrano

Updated on 2025/11/17