| Entry | 1 aonitra |
| Root | 2 onitra |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Entina manonitra: Aiza ianao no hahita vola haonitra io fiaran' olona nosimbanao tanteraka io? [1.1] |
| Explanations in English |
5 used of that given in restoration. [1.2] |
| Explanations in French |
6 ce avec quoi on compense, on restitue [1.3] |
| Morphology |
|
| Anagrams | 11 anitaro, 12 anoraty, 13 aonitra, 14 iantrao, 15 iatrano, 16 natiora, 17 oritana, 18 raotina, 19 roatina, 20 taraino |
| Updated on 2025/09/12 |
|