| Entry | 1 aompana |
| Root | 2 ompana |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Atao miompana, aankina: Naompany tamin' ny vody hazo izy talohan' ny hikapohany azy
5 Araikitra, ankinina: Azo aompana amin' ny fahaizana teknika fotsiny ve ny fandrosoan' ny firenena? [1.1] |
| Explanations in English |
6 to be tied to.
[1.2] |
| Morphology |
|
| Anagrams | 11 ampanoa, 12 aompana |
| Updated on 2025/09/12 |
|