Entry omba
Part of speech noun
Malagasy definition Fiarahan-dalana, fanjohiana na fanenjehana avy ao aoriana, fanarahana hevitra [Rajemisa 1985]
French definition action de suivre, d'aller ensemble
¶ action de se ranger du côté de quelqu'un [Abinal 1888]
Derivations 

Entry omba
Part of speech noun
Malagasy definition Fandrakofana; fiarovana amin' ny hatsiaka na rivotra; fisakobonana amin' ny lamba na zavatra hafa tsy hangatsiaka, mbomba. [Rajemisa 1985]
French definition actonde couvrir, d'envelopper
¶ action de protéger [Abinal 1888]
Derivations 
Compound words, titles, names 

Entry omba
Part of speech noun
Malagasy definition  [Taisaka] fiarahana [Rakotosaona 1972]

Entry omba
Part of speech passive verb
Malagasy definition  [Taisaka] inoana [Rakotosaona 1972]

Entry omba
Part of speech noun
Malagasy definition  [Taisaka] mponina an'ala fahagola, olon-dia ankehitriny
¶ olon-dia, fanampiana, adala mirenireny an'efitra [Rakotosaona 1972]

Entry omba
Part of speech noun
Malagasy definition  [Taisaka] sangomby [Rakotosaona 1972]

2013/05/30