| Entry (1/2) | 1 fanomba |
| Root | 2 omba |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fomba entina manomba, na misakobona amin' ny lamba na zavatra hala
[1.1] |
| Entry (2/2) | 5 fañomba |
| Part of speech | 6 noun |
| Explanations in Malagasy |
7 fifanampiana, farimbona
[Tanala]
[1.78] |
| Anagrams | fanomba, fañomba, 8 fombana |
| Updated on 2025/11/27 |
|