| Entry (1/3) | 1 fanombana |
| Root | 2 omba |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fandrakofana, fisakobonana amin'ny lamba na zavatra hafa, fiarovana amin'ny hatsiaka na ny rivotra.
[1.1] |
| Entry (2/3) | 5 fanombana |
| Root | 6 tombana |
| Part of speech | 7 noun |
| Explanations in Malagasy |
8 Fomba entina manombana; toetran' ny orana manombana.
[1.1] |
| Entry (3/3) | 9 fañombana |
| Part of speech | 10 noun |
| Explanations in Malagasy |
11 fandoavana (sakafo, rano, ets.).
[Tambahoaka]
[1.78] |
| Anagrams | 12 fanombana, fañombana |
| Updated on 2025/11/12 |
|