| Entry | 1 odiambavafo |
| Elementary words | 2 ody, 3 vava, 4 fo |
| Part of speech | 5 noun |
| Explanations in Malagasy |
6 Sakafo maivana vao maraina [1.1] |
| Explanations in English |
7 [ody am-bavafo]
food eaten in the morning before going out to business, etc. [1.2] |
| Explanations in French |
8 Remède contre les maux d'estomac (de vavafo : le creux de l'estomac; nom du premier repas ; petit déjeuner ou des en-cas ). Le plus populaire est le jus exprimé des feuilles du horovy. [1.196] |
| Examples |
9 Vonon-kihafy amin' ny ody ambavafo aninaraina, raha mahatsiaro tena ho matiantoka amin' ny fidonanaham-poana tsy misy mpanontany na tra try ny varoboba.
[2.470]
|
| Vocabulary | 10 Botany |
| Synonyms | 11 odilolo |
| Analogs | 12 odilolo |
| Updated on 2025/10/11 |
|