Entry | 1 odiambavafo |
Elementary words | 2 ody, 3 vavafo |
Part of speech | 4 noun |
Explanations in Malagasy |
5 Sakafo maivana vao maraina [1.1] |
Explanations in English |
6 [ody am-bavafo]
food eaten in the morning before going out to business, etc. [1.2] |
Explanations in French |
7 Remède contre les maux d'estomac (de vavafo : le creux de l'estomac; nom du premier repas ; petit déjeuner ou des en-cas ). Le plus populaire est le jus exprimé des feuilles du horovy. [1.196] |
Examples |
8 Vonon-kihafy amin' ny ody ambavafo aninaraina, raha mahatsiaro tena ho matiantoka amin' ny fidonanaham-poana tsy misy mpanontany na tra try ny varoboba.
[2.470]
|
All compound words |
|
Vocabulary | 10 Botany |
Synonyms | 11 odilolo |
Analogs | 12 odilolo |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |