Entry ny ratsy tsy kely lalana (ratsy, tsy, kely, lalana)
Part of speech expression
Malagasy definition enti-milaza fa mikaro-kevitra hifetsena sy hanambakana mandrakariva ny ratsy saina noho izy tsy mba voasakantsakan' ny tahotra ny hanao ratsy [Rajemisa 1985]

Updated on 2020/07/31