| Entry | 1 ny fanambadiana tsy nafehy fa nahandrotra |
| Elementary words | 2 fanambadiana, 3 tsy, 4 afehy, 5 ahandrotra |
| Part of speech | 6 locution |
| Explanations in Malagasy |
7 ny fanambadiana tsy natao tsy ho azo ravana akory.
8 (Marihina fa angamba fitenenana vao niforona tatỳ aoriandriana ihany io fa tsy aratoe-tsaina malagasy hatrany an-tendrony akory, izay azo heverina ho nitrangan' ilay fitenenana hafa fandre matetika manao hoe: 9 Ny fanambadiana lamban' akoho ka faty no isarahana) [1.1] |
| Updated on 2025/11/17 |
|