Entry afehy (fehy)
Part of speech   passive verb
Malagasy definition   Entina mamehy, mamatotra: Itỳ tady itỳ afehy ny entanao fa mafy [Rajemisa 1985]
English translation   used of that employed for tieing. [Richardson 1885]
Morphology  
afehy
afehiko
afehinao
afehiny
afehintsika
afehinay
afehinareo
afehin'
afehin-
afehim-
nafehy
nafehiko
nafehinao
nafehiny
nafehintsika
nafehinay
nafehinareo
nafehin'
nafehin-
nafehim-
hafehy
hafehiko
hafehinao
hafehiny
hafehintsika
hafehinay
hafehinareo
hafehin'
hafehin-
hafehim-
afehezo
Quotes  

Updated on 2010/05/02