| Entry | 1 ny arivo lahy tsy maty indray andro |
| Elementary words | 2 arivo, 3 lahy, 4 tsy, 5 maty, 6 indray, 7 andro |
| Part of speech | 8 locution |
| Explanations in Malagasy |
9 teny nataon' Andrianjaka raha nametraka miaramila arivo lahy tao
10 Antananarivo izy; io fitenenana io koa anefa dia 11 lazain'ny maro fa mety hilaza ny faharetan'ny olona maro manatri-maso zavatra iray, fa raha vavolombelona arivo tokoa mantsy tsy ho faty indray andro akory [1.1] |
| Updated on 2025/11/17 |
|