| Entry | 1 iny |
| Part of speech | 2 pronoun [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
3 Enti-manondro olona na zavatra tokana lavitra dia lavitra, zara raha taza-maso: Handalo any amintsika mantsy izao iny vorona iny. Matetika koa anefa ny iny dia enti-manondro zavatra akaiky eny an-tanan' ilay olona itenenana mihitsy: Omeo ahy kely aza fady iny boky aminao iny
[1.1] |
| Explanations in English |
4 that
[1.2#289, 1.7] 5 this. It is always used of something thoroughly known to both speaker and spoken to. 6 It is also used when giving anythig to a person [1.2#289] |
| Explanations in French |
7 ce, cet, cette
[1.3#280, 1.8] 8 celui-là, celle-là. Détermine aussi un temps passé [1.3#280] |
| Derivatives |
|
| All compound words | 11 7 combinations of this word |
| Tables and plates |
12 All the pronouns |
| Updated on 2025/11/17 |
|