Entry noi > noina (ano)
Part of speech passive verb
Explanations in English A provincial word for anoina (ano). [1.2]
Morphology 
Present : noina, noiko, noinao, noiny, nointsika, noinay, noinareo, noin', noin-, noim-, noi-
Past : nonoina, nonoiko, nonoinao, nonoiny, nonointsika, nonoinay, nonoinareo, nonoin', nonoin-, nonoim-, nonoi-
Future : honoina, honoiko, honoinao, honoiny, honointsika, honoinay, honoinareo, honoin', honoin-, honoim-, honoi-

Anagrams 

noi   
anay
Mpisolo anarana misolo olona enti-manolo ny izahay raha atao teny fameno: Nanasa anay idadatoa tamin'ny alahady,, na atao teny milaza tompon-javatra: Anay ny fandresena! [1.1]
noi, a noi [1.18]
antsika
Mpisolo anarana misolo olona enti-manolo ny isika raha atao teny fameno: Mahita antsika Andriamanitra, na raha atao milaza tompon-javatra: Antsika ny fahadisoana ka aoka handefitra isika. [1.1]
noi [1.18]
isika
noi [1.18]
izahay
noi [1.18]