|
|
|
|

Entry1  noho ny hafenoan-drano be loatra
Elementary words  2 noho, 3 hafenoana, 4 rano, 5 be, 6 loatra
Part of speech  7  locution
Explanations in Malagasy  8 fialan-tsiny ataon' ny mana-manjo tsy afaka nampandre ny havana aman-tsakaiza rehetra noho ny ranomaso na alahelo be loatra tsy nahafahana nikarakara izany. [1.1]

Updated on 2025/10/11