|
|
|
|

Entry1  hafenoana
Root  2  feno
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Toetran' ny zavatra (rano na voa) betsaka ka tonga hatramin' ny moron' ny toerana misy azy: Ny hafenoan' ny ro no nahatonga azy hitobaka. Matetika koa anefa ny hafenoana dia enti-milaza ny zavatra misy ny rano na ny voa izay tonga hatreny amin' ny molony: Ny hafenoan' ny tsangambaoa no nahatonga ny ro hitobaka
Habetsahana (fihetseham-po): Mila tsy ho tanako ny sandriko hamely anao noho ny hafenoan' ny foko [1.1]
All compound words 
Synonyms  6  hafeno, fahafenoana

Anagrams  7 fahenoana, 8 fanehoana, 9 hafenoana

Updated on 2025/09/12