| Entry | 1 nofy |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3Fahitana mandritra ny torimaso: Nahita an' i Dada tamin' ny nofy aho.
4Asa toa atao eo am-patoriana: Nofiko niady tamin' ny biby goaibe aho. 5Fady: Nofy ahy ny hivadi-belirano ~ Hahavanona handatsa-dra olona ve ny raiko? Nofy izany. 6Zavatra tsy ho tanteraka: Nofy izany fa aza miantehitra amin' izany.. [1.1] |
| Explanations in English |
7a dream.
[1.2] 8a dream; something impossible. [1.7] |
| Explanations in French |
9rêve.
[1.3, 1.8] 10songe, cauchemar: Nofiko niresaka taminao aho alina (J'ai rêvé cette nuit que je vous parlais) ~ Nofy izany (C'est un songe, une chose impossible) ~ Nofy ahy izay handainga (Je ne me permettrais jamais de mentir). [1.3] 11chose impossible. [1.8] |
| Examples |
12 Mitovy indrindra izany ny kintana sy ny nofintsika, hoy ny fanohin-dRazaimalala ny teniny
[2.324]
13 Toa nofy no nahatany fa tafatsangana ny vadiny [2.470] |
| Morphology |
|
| Derivatives |
|
| All compound words | 243 combinations of this word |
| Proverbs | 25 Proverbs containing that word |
| Article | 26Randzavola: nofy ao amin' ny Baiboly |
| Anagrams | 27 fino, 28 fony, ... fo ny ..., 29 nofy, 30 Ofnì |
| Updated on 2025/11/06 |
|