Entry manofy (nofy)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mahita amin' ny torimaso: Nanofy an-dRakoto rainy, hono, izy
¶ Mahatsiaro toa manao asa eo am-patoriana: Nanofy nitaingina fiaramanidina nankeny amin' ny volana aho [Rajemisa 1985]
French definition rêver: Manofy olona (Voir quelqu'un en songe) ~ Manofy mihira (Chanter en songe) [Abinal 1888]
Morphology 
manofy
nanofy
hanofy
manofisa
Synonyms manonofy
Examples Alao ary, ka vonoy, fa hitan-tsikidy, ary ny atodiny andrahoy manokana, ary mandrahoa vary sosoa, ary rehefa masaka dia arosoy, ka ny atodiakohodia hianao lehilahy manapoka eo amy ny toko, ary ny vadinao manofy, ka dia apetraho eo am-bilianay [Rabezandrina: Ikotofetsy]

Entry mañofy (hofy)
Part of speech active verb
Malagasy definition  [Tambahoaka] mivaofy, mamaofy [Rakotosaona 1972]
  [Taisaka] mivaofy, mamaofy, manaisotra ny hofy [Rakotosaona 1972]
  [Sihanaka] mivaofy [Rakotosaona 1972]
  [Tanosy] manendaka hoditra [Rakotosaona 1972]

2019/08/31