Entry manonofy (nofy)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   Mahita amin' ny torimaso: Nanonofy an-dRakoto rainy, hono, izy
¶ Mahatsiaro toa manao asa eo am-patoriana: Nanonofy nitaingina fiaramanidina nankeny amin' ny volana aho [Rajemisa 1985]
English definition   to dream. [Richardson 1885]
   to dream, to dream of [Hallanger 1973]
French definition   rêver de, rêver [Hallanger 1974]
Morphology  
manonofy
nanonofy
hanonofy
manonofisa
Synonyms   manofy

Entry mañonofy (honofy)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   [Taisaka] manonofy [Rakotosaona 1972]

2013/04/05