| Entry | 1 mibarara |
| Root | 2 barara |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Miaiky ho diso rehefa avy nopotsirina ny ratsy na ny lainga, na naharihary ny marina: Natahotra Rabe ka nibarara teo anoloan' ny mpamototra [1.1] |
| Morphology |
|
| Anagrams | 8 mibarara, 9 raimbara |
| Updated on 2025/09/12 |
|