Entry fay
Part of speech participle
Malagasy definition Tsy sahy intsony fa nahita fahavoazana; matahotra ka tsy sahy mamerina izay natao teo aloha: Nilalao afo Ibalita ka may: fay ny adala ka tsy te hiherika afo in tsony
Mitovy hevitra: afon-dolo afon' angatra ~ lao ~ leom-boananana ~ maso voa sakay ~ nahita faisana ~ nandray ny kiho ~ tsy tia hiherika ~ tsy tia mainty ~ tsy tia mololo ~ tsy tia veroka [Rajemisa 1985]
English definition sickened of, surfeited, disgusted, having a distaste for in consequence of some loss, punishment, or calamity; disliked, satiated. [Richardson 1885]
 sickened, disgusted, forewarned by past experience [Hallanger 1973]
French definition Dégoûté de, se repentant de, fâché de, qui n’a plus envie de, à cause d’un châtiment, d’une punition, d’un désagrément [Abinal 1888]
 dégoûté par une expérience fâcheuse [Hallanger 1974]
Derivations 
Morphology 
fay
fay
ho fay
faiza

Entry fay
Part of speech noun
Malagasy definition fitaovana maraorao vita amin'ny tsy ampiasaina hikikisana vy na akora hafa [SLP 1986]
French definition lime [SLP 1986]
Vocabulary 
Compound words, titles, names 

Entry fay
Part of speech noun
Malagasy definition vakin-tongoa, fay na tsefaka ka misy miletsy, misy misondrotra [SLP 1986]
French definition faille [SLP 1986]
Vocabulary 
Analogues  etry ~ tresaka

Entry fay
Part of speech noun
Malagasy definition  [Taimoro] karazana trondro [Rakotosaona 1972]
 Karazan-trondron-dranomasina boribory saingy fisaka eo an-tampony ary kely lava ny rambony [Rajemisa 1985]
English definition a kind of fish with a rough skin [Richardson 1885]
Vocabulary 
Compound words, titles, names 

Entry fay
Part of speech adjective
English definition  [Provincial] rough [Richardson 1885]
Derivations 

2017/10/28