Entry mpitrongy vao homana (trongy, vao, homana)
Part of speech expression
Malagasy definition enti-milaza ireo olona fadiranovana
¶ Olona miofy akondro vava [Rajemisa 1985]
Examples Kamboty ray aho, mahantra, mpitrongy vao homana [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 145]

Updated on 2014/01/09