Entry mivezivezy (vezivezy)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mandeha atsý sy are, mitotototo mankatsy mankaroa, mivoivoy: Nivezivezy eran' ny mpivaro-boky rehetra aho nitady ilay boky tantara fa tsy nahita
¶ Miriorio foana mankatsy sy mankaroa, mirenireny: Mitandrema tsara fa misy jirika mivezivezy, hono, ato anatin' ity ala diavintsika ity
Mitovy hevitra: firaka atakalo ~ mandehandeha ~ maniasia ~ manjenjena ~ miasa dia ~ mihebiheby ~ mihebikebika ~ mihelohelo ~ mihenjy ~ mijaingijaingy ~ mijongojongo ~ mipempena ~ mirenireny ~ miriorio ~ misedisedy ~ miselontselona ~ misidiondiona ~ misiontsiona ~ mitsakatsaka ~ mivezika atsy mivezika aroa ~ mivoivoy ~ mizionjiona ~ tsy mahatombin-tsiraka [Rajemisa 1985]
English definition to wander, to ramble [Hallanger 1973]
French definition errer par-ci par-là [Hallanger 1974]
Morphology 
mivezivezy
nivezivezy
hivezivezy
miveziveze
Examples 
1-- Raha mivezivezy amin' ny fandrosoan-tsakafo eo izy, dia tsy adinony velively izy efatra mianadahy zanany: [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 88]
2Nisy andian-miaramila nivezivezy isan' alina. [Andraina: Mitaraina, page 229]
Quotes 

Updated on 2012/09/26