| Entry | 1 maniasia |
| Root | 2 siasia |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Mivily, mibirioka: Tsy mahagaga izany satria mety maniasia tokoa ny fo.
[1.1] |
| Explanations in English |
5 to wander from the right path, to turn aside to the right and left.
[1.7] |
| Explanations in French |
6 s'écarter du bon chemin, s'égarer à droite et à gauche.
[1.8] |
| Examples |
7 Olona maniasia amin'ny fony izy ka tsy mahalala ny lalako
[2.996]
|
| Morphology |
|
| Updated on 2025/09/12 |
|