| Entry | 1 mitoroka |
| Root | 2 toroka |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 miampanga, milaza an-karihary ny hadisoana na heloka natao tany
[1.78] 5 Miampanga tsy marina, milaza ho nanao ny zavatra tsy natao, manendrikendrika: Nitoroka ahy ho nanompa azy izy [1.1] |
| Morphology |
|
| Analogs | 10 manendry, 11 manendrikendrika, 12 manombotomboka |
| Updated on 2025/11/13 |
|