Entry manombotomboka (tombotomboka (tomboka))
Part of speech   active verb
Malagasy definition   [Bezanozano] miampanga lainga [Rakotosaona 1972]
   [Sihanaka] mandainga [Rakotosaona 1972]
   Miampanga olona amin' ny zavatra tsy nataony, tsy misy antony; manendrikendrika [Rajemisa 1985]
Morphology  
manombotomboka
nanombotomboka
hanombotomboka
manombotomboha

Updated on 2013/04/05