| Entry | 1 manendrikendrika |
| Root | 2 endrikendrika |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Milaza ho nataon' ny hafa ny ratsy tsy nataony, manoso-potaka, manombotomboka: Zava-dratsy roa loha no ataon' ny mpanendrikendrika dia ny mandainga sy ny tsy tia namana.
[1.1] |
| Explanations in English |
5 to slander, to make insinuations against.
[1.7] |
| Explanations in French |
6 calomnier.
[1.3#126, 1.8] 7 accuser de faux. [1.3] 8 médire par insinuation. [1.8] |
| Examples |
9 Aza fady, anaka, hoy Rafotsy, rehefa nahazo aina izy, aza manendrikendrika ny zanako amin' izay tsy fantany ianao.
[2.895]
10 Ny kely manetry ny lehibe kanefa tsy marina, manendrikendrika ny tsy ataon'ny lehibe, kely mandainga hanoso-dratsy ny lehibe, handoto ny lehibe [2.508] |
| Morphology |
|
| Updated on 2025/11/11 |
|