|
|
|
|

Entry1  miteniteny
Part of speech  2  active verb
Root  3  teniteny
Explanations in Malagasy  4  [1.1]
Examples  5  [2.895#] lanao mantsy Ratovo, hoy izy, dia miteniteny foana.
6  [2.472#] Mba mieritrereta fa aza dia miteniteny foana tahaka izany.
7  [2.588#] Niverina izy ireo ka nolazainy fa misy olona miteniteny sy alika mivovo ao.
All compound words 
Analogs  10  miteniteny, mibedibedy, mikaramentsona, mitsatsaingona, mipentsompentsona, mipendimpendina, mimentsomentsona, mikamenona, miasa vava, mitantara, miangano, miarira, milazalaza, miventy, mitanisanisa, mamisavisa

Updated on 2025/09/12