| Entry (1/2) | 1 mitsatsaingona |
| Root | 2 tsatsaingona |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 miteny nefa mbola misy hafa miteny, manapaka tenin' olona mbola miteny: Notezeran-drainy Ikoto fa nitsatsaingona niteny raha mbola tsy vita akory ny teniny
5 misalovana ny raharahan' ny hafa [1.1] |
| Explanations in French |
6 couper la parole à quelqu'un, l’interrompre
7 s’occuper des affaires d'autrui [1.3] |
| Morphology |
|
| Other spellings | 12 mitsatsaingoka |
| Entry (2/2) | 13 mitsatsaingòna |
| Root | 14 tsatsaingona |
| Part of speech | 15 imperative of active verb mitsatsaingona [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
[1.1] |
| Explanations in French |
[1.3] |
| Other spellings | 16 mitsatsaingòka, mitsatsaingoka |
| Anagrams | 17 mitsatsaingona, mitsatsaingòna |
| Updated on 2025/11/13 |
|