|
|
|
|

Entry1  mitaraina
Root  2 taraina
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4 Mimenomenona: Mitaraina amin' ny zavatra tsinontsinona io zaza io
5 Mitoloko amana mitoreo: Mitaraina lava noho ny fahantrany Rabe
6 Malahelo ka mitory: Mitaraina ny vadinao fa tsy mitondra vola mody, hono, ianao [1.1#728]
Explanations in English  7 to complain; to call out asking for help [1.7]
Explanations in French  8 Se plaindre, demander avec instance, rendre un son plaintif: Nitaraina tamin’ ny lehibe noho ny fananany alain' ny olona izy (Il a porté plainte auprès du juge, parce qu’on lui prend ce qui lui appartient) [1.3#684]
9 se plaindre; crier au secours [1.8]
Examples  10  Tsy misy mitaraina amin' izany izy efa-mianaka [2.472]
11  Kanefa raha homana ny tsy atolotra azy ireo, avia mitaraina amiko. [2.508#]
Morphology 
12  Present :
13  Past :
14  Future :
Analogs  15  betaraina, 16  mibabababa, 17  mikoinkoina, 18  mikonaina, 19  mimenomenona, 20  mitoretra, 21  mitsikoinkoina
All compound words  22 mitarain-tanan-ompaka

Updated on 2025/12/08