Entry mitoretra (toretra)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mitangongo (ny voa vokatra tsara eny ambony hazo)
¶ Mikainkona, mifendrotra
¶ Mikisinkisina, mitaredretra, milasilasy [Rajemisa 1985]
Morphology 
mitoretra
nitoretra
hitoretra

Updated on 2020/07/31