Entry mibabababa (babababa)
Part of speech active verb
Malagasy definition Miantsoantso mitomany, miantso vonjy: Nibabababa iKoto tamin' ny nanindroman' ny dokotera azy
¶ Mimenomenona mitaraina: Nibabababa aoka izany Rakoto tamin' ny namakian' ny tontakely ny tranom-barony [Rajemisa 1985]
English translation to scream, to vociferate, to cry out for help. [Richardson 1885]
 to scream, to cry for help [Hallanger 1973]
French translation Exprimer sa douleur d'une manière bruyante: Nokapohin' ny rainy izy ka nibabababa aoka izany (Frappé par son père il se lamentait étrangement) [Abinal 1888]
 pousser de haut cris [Hallanger 1974]
Morphology 
mibabababa
nibabababa
hibabababa
mibabababà
Examples Rasoa mibaby azy avy no mihontsokontsona sy mibabababa tsy mahaleo ny fihetsiny ka mandrara hoe: [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 16]

Entry mibabababà (babababa)
Part of speech imperative of active verb mibabababa [full list]

Updated on 2020/07/31