Entry mimenomenona (menomenona)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mitaraindraina be noho ny tsy fahafaliana: Nimenomenona Ikoto fa niangatra, hono, ny mpampianatra
Mitovy hevitra: manao lemozy ~ mentsomentsona ~ mikafara ~ mikahonkahona ~ mikaikaika ~ mikamenona ~ mikobabaka ~ mikodradraka ~ mikoinkoina ~ mikonaina ~ mimoimoy ~ mimonjomonjo ~ mimonomonona ~ mingonongonona ~ mitaraina [Rajemisa 1985]
Morphology 
mimenomenona
nimenomenona
himenomenona
mimenomena
Examples Somary mimenomenona kely indray izy, nony inona, ka asainy polipolesin' ny vavy ny tongotra aman-tanany. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 56]

Entry mimenomenĂ²na (menomenona)
Part of speech imperative of active verb mimenomenona [full list]
Malagasy definition  [Rajemisa 1985]

Updated on 2020/07/31