Entry | 1 tantara |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Fahalalana ny zava-niseho tamin' ny andro lasa: Mampianatra antsika zavatra maro ny tantarampirenena Filazana fitohitohizan-javatra, andraisan' olona anjara, tena nisy marina na noforomporonin' ny saina fotsiny: Tia mihaino tantara ny ankizy [1.1] |
Explanations in English |
4 a story, a tale [1.7] |
Explanations in French |
5 histoire, conte; l'histoire [1.8] |
Examples |
6 Tsy ahoany loatra izay tantara sy anganon-drainy
[2.470]
7 Izany tantara izany dia voa soratra amy ny teni-gasy [2.48] 8 Ny mba tantaran|tantaram' ny tanindrazanareo, tsy ampy raviny roa na telo amin' ny boky fianarana tantaran|tantaram-pirenena fampiasa amin' ny kilasy ambony. [2.472] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
All compound words | 25 29 combinations of tantara |
Vocabulary | 26 Literature: (in general) |
Proverbs | 27 Proverbs containing the word tantara |
Anagrams | 28 antatra, 29 tantara, 30 taranta |
Updated on 2025/09/20 |
![]() |