| Entry | 1 mitaky |
| Root | 2 taky |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Mampandoa trosa na izay nindramina: Mitaky ny trosako aho.
5 Mila, mitady, mangataka mafy: Mitaky karama ambony loatra ireo mpiasa ireo. [1.1] |
| Explanations in English |
6 to demand one's due.
[1.7] |
| Explanations in French |
7 réclamer, réclamer son dû.
[1.8] |
| Examples |
8 mitaky mahazo, itakian-tsy ahazoana;
[2.69]
9 Ankehitriny tonga aho mitaky ny anjarako aminy. [2.895] |
| Morphology |
|
| Analogs | 14 makanyannytena, 15 mamoritra, 16 mampandoa, 17 manaotadidinnympanaraka, 18 manaotakinadala, 19 manaraka, 20 mihadylevenambola |
| All compound words | 21 2 combinations of this word |
| Anagrams | 22 Kitima, 23 makity, 24 mitaky |
| Updated on 2025/11/11 |
|