Entry mamoritra (foritra)
Part of speech active verb
Malagasy definition Manorotoro, mikosoka: Mamoritra voaloboka amin' ny tanana
¶ Manery: Aza mamoritra anay fa mafana ny andro
¶ Mangeja, mangia: Tiany ny mamoritra ny tanan-jazakely ~ Namoritra azy loatra tamin' ny volany Rakoto ka nandositra izy
¶ Mampahory: Mamoritra ny madinika
¶ Mampilefitra, mampiketrona: Mamoritra rantsan-kazo ~ Hitsangana ihany aho fa mamoritra ny akanjoko ny mipetraka [Rajemisa 1985]
 mamolaka [SLP 1986]
English definition to fold up, to turn down, to wrap [Richardson 1885]
 to fold [Hallanger 1973]
French definition plier [Abinal 1888, Hallanger 1974, SLP 1986]
French definition replier, courber, recourber [Abinal 1888]
Morphology 
mamoritra
namoritra
hamoritra
mamoreta

Entry mamoritra (poritra)
Part of speech active verb
Malagasy definition  [Rajemisa 1985]
French definition écraser, presser, serrer, opprimer: Tandremo fandrao mamoritra ny tongotro ialahy (Prends garde de m'écraser les pieds) ~ Aza mamoritra ahy loatra amy ny volanao (Ne me pressez pas trop pour le payment de votre dette) ~ Aza mamoritra ny sandriko (Ne serrez pas mon bras) ~ Aza mamoritra anay, fa mafana ny andro (Nw nous pressez pas, ne nous serrez pas, parce qu'il fait chaud) ~ Namoritra ny vahoaka izany goverinora izany (Ce gouverneur opprimait le peuple) [Abinal 1888]
Morphology 
mamoritra
namoritra
hamoritra
mamoreta, mamorita
Synonyms manaporitra

Updated on 2020/07/31