| Entry | 1 mihady levenam-bola |
| Elementary words | 2 mihady, 3 levenana, 4 vola |
| Part of speech | 5 locution |
| Explanations in Malagasy |
6 mampahatsiaro ny zavatra tsara natao mba hiarovan-tena amin' ny fiampangana ara-pitsarana; mampahatsiahy ny soa vitan' ny tena na ny havan' ny tena mba hahafahana amin' ny sazy mety hahavoa ny tena noho ny heloka vita [1.1] |
| Updated on 2025/10/11 |
|